Efa mivoatra ny Tanora ao amin' ny Fiangonana Notre Dame de Lourdes

Nampidirin'i zemjos | 14 Apr, 2008

Tena lamesa lehibe sady miaina foana izao isaky ny Zoma faharoa ny volana ao @ Notre Dame de Lourdes Tamatave.

Koa manentana ny Tanora rehetra mba tonga hamonjy izany sorona masina izany satria tsy ny "SEKTA" ihany no mahay miaina sy mankafy fivavahana fa ny Katolika no tena Tompony é.