Efa mivoatra ny Tanora ao amin' ny Fiangonana Notre Dame de Lourdes

Nampidirin'i zemjos | 14 Apr, 2008

Tena lamesa lehibe sady miaina foana izao isaky ny Zoma faharoa ny volana ao @ Notre Dame de Lourdes Tamatave.

Koa manentana ny Tanora rehetra mba tonga hamonjy izany sorona masina izany satria tsy ny "SEKTA" ihany no mahay miaina sy mankafy fivavahana fa ny Katolika no tena Tompony é.

FAHADISOAM-PANANTENANA VE? SA...

Nampidirin'i zemjos | 7 Jan, 2008

Tena nampalaelo tokoa ny zavatra nitranga taty tamatave tamin'iny faraparan'ny taona 2007 iny satria maro tokoa ny olona namono tena, vehivavy avokoa izany.Asa angaha hoe diso fanantenana tamin'ny fiainana na andrakandrana? etsy andaniny koa ny hain-trano maneranana ny toerana samihafa,betsaka ny fadiranovana satria sady namoy ny ain'ny namana no namoy fananana ihany koa, tena mampalaelo eh atao ahoana fa etraketraki'ny fiainana daholo zany rehetra izany.

 (tohiny)

NOELY TAMATAVY

Nampidirin'i zemjos | 28 Des, 2007
Tena milay be ny Krismasy taty Tamatave fa saingy ny sasakalina no nanorana be ny andro dia milay foana é .Fa ny mampalahelo moa dia misy orinasa tsy mba nampiaina ny mpiasany mihintsy satria na ny karama aza tsy azo mialoha ny fety akory na kilalao ho an'ny zaza tsy mba nomeny,tena mampalahelo é nefa Krismasy .Aleo @manaraka milaza ny anaran'io Orinasa io ny tenako .Bye daholo ianareo mpankafy.

Tonga soa ZEMJOS!

Nampidirin'i zemjos | 27 Des, 2007
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.