FAHADISOAM-PANANTENANA VE? SA...

Nampidirin'i zemjos | 7 Jan, 2008

Tena nampalaelo tokoa ny zavatra nitranga taty tamatave tamin'iny faraparan'ny taona 2007 iny satria maro tokoa ny olona namono tena, vehivavy avokoa izany.Asa angaha hoe diso fanantenana tamin'ny fiainana na andrakandrana? etsy andaniny koa ny hain-trano maneranana ny toerana samihafa,betsaka ny fadiranovana satria sady namoy ny ain'ny namana no namoy fananana ihany koa, tena mampalaelo eh atao ahoana fa etraketraki'ny fiainana daholo zany rehetra izany.

 (tohiny)